|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Ny ankamaroan'ny
vaovao ho hitanao ato dia momban'ny Hira Malagasy amin'ny ankapobeny ,ao ny
sary , ny santionana horonam-peo , ary indrindra ny resadresaka sy
soso-kevitra avy aminao mpamaky .Ny fifanakalozan-kevitra no tena zava-dehibe
eto amin'ity pejy ity , ka raha misy soso-kevitra na rakitry ny ela na
horonam-peo malagasy tianao am-pahafantarina ny rehetra dia tonga soa tokoa
izany .Nosokafako ity pejy ity mba ahafantarantsika mpanakanto Malagasy iray
, ho an'ireo zokin-jokiny dia fantany avy hatrany , fa ho an'ireo tanora kosa
tsara ny anisiana teny kely momba azy : Jeneraly no anaran'ilay mpihira , ary
anisan'ny mpanakanto Gasy mahafinaritra ahy tokoa izy io , vanin'andro
nanombohany nihirany manodidina ny taona 83 (marihina fa raha misy ireo
mpamaky manana ny an-tsipirihan'ny vanin'andro dia iangaviako izy
am-pahafantatra ahy ary hoataontsika ny fanamarinana ny pejy ) manana
hirahira sy kalokalo azo lazaina hoe mihetsiketsika , mampirevy , ary ny tena
tsara dia ity : zava-marina no lazainy ao anatin'ny hirany rehetra ary
nasiany feo izany ahazahoany mandefa ilay resaka . Asa , azo lazaina hoe
bahan-kira "rock" ny hirany nefa raha jerena tsara indray dia toa
hoatran'ny "blues" ka antsika mpihaino sy mpakafy ny tarika
Jeneraly dia iangaviako izireo mba hilaza ny fihetseham-pony , sy hizara izay
ananany ho fantatry ny rehetra . Santionana hirahira sy kalokalo
arahin-javamaneno nataon'ny tarika Jeneraly afaka ho henoinao manaraka eto
amin'ity pejy ity : |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
- Ny toaka |
|
|
|
|
- Mopera |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
- Traina |
|
|
|
|
- sns ... |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Dikana-hira notsongaina : |
|
|
|
|
- Hirahira kalokalo |
|
|
|
|
- Ny toaka |
|
|
|
|
- Mopera |
|
|
|
|
- Traina |
|
|
|
|
|
|
|
Ho hitanao manaraka eto ireo santionana hiran'i
Jeneraly(MP3) |
|
|
|
Hevitra
avy aminao : mailto:erasoamanana@free.fr |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|